4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsarovinao - Chorale Antsan'ny Zava-boaary

Tsarovinao

Ry Maria Virjiny be famindram-po

Fa tsy mbola re

Tsy mbola ren’ny olona

Fa nafoinao

Izay nanatona ny fiarovanao

Sy nihanta ny fanampianao

Ary nangataka ny fifonanao



Matoky an’izany aho

Dia midodododo manketo aminao

Ry Reny Virjiny O

Lohan’ny Virjiny rehetra



Manatona anao aho mpanota

Aza malain-kihaino ny teniko

Ry renin’ny teny O

Fa raiso izy ary ekeo

Amen

Partager tsarovinao

Commenter tsarovinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale Antsan'ny Zava-boaary